Jeso tsy mba mandao (Chorale Mimoza FLM Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jeso no hitokiako ephj tononkira.serasera.org
Hitokisako satria
Raha ny olona mety mandao
Jeso tsy tzrlm mba mandao anao
Ampy mizara ny fahasoavanao
Tafio hery ny mpanomponao
Sakaiza tsy manadino
Ary tsy mba zajh miova
Omaly sy anio ary mandrakizay
Ny fitiavan'i Jeso
Raha ny olona mety mandao
Jeso tsy mba mandao anao
Hitokisako satria
Raha ny olona mety mandao
Jeso tsy tzrlm mba mandao anao
Ampy mizara ny fahasoavanao
Tafio hery ny mpanomponao
Sakaiza tsy manadino
Ary tsy mba zajh miova
Omaly sy anio ary mandrakizay
Ny fitiavan'i Jeso
Raha ny olona mety mandao
Jeso tsy mba mandao anao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Mimoza FLM Antsirabe AntampontananaVangy : 4578
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 17/10/2012 11:36
