Tanora voninkazo soa (Chorale Mimoza FLM Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ilàna anao tanora voninkazo soa
Hanasoa ny firenena amin'ny herinao
Misy ilàna anao tanora vonona tokoa
Hanasoa ny firenena amin'ny sainao
Mbola be ny namanao very ka zahao
Fa miandry ny mazava izay
Mamiratra aminao
Ny saina anananao, fanahy, hery koa
Ampiasao amin'ny asa mahasoa
Harena miafina tsy tononkira.serasera.org misy toa anao
Ka zfyhoveo avia miasa hanasoa izao
Hamasino koa ny tenanao lxadixi tanora bcwus o
Hanamasina ny asa iantsorohanao
Sao malemy an-dalana ianao ry namako o
Manangoly koa satana ilay rafinao
Mbola be ny namanao very fa zahao...
Hanasoa ny firenena amin'ny herinao
Misy ilàna anao tanora vonona tokoa
Hanasoa ny firenena amin'ny sainao
Mbola be ny namanao very ka zahao
Fa miandry ny mazava izay
Mamiratra aminao
Ny saina anananao, fanahy, hery koa
Ampiasao amin'ny asa mahasoa
Harena miafina tsy tononkira.serasera.org misy toa anao
Ka zfyhoveo avia miasa hanasoa izao
Hamasino koa ny tenanao lxadixi tanora bcwus o
Hanamasina ny asa iantsorohanao
Sao malemy an-dalana ianao ry namako o
Manangoly koa satana ilay rafinao
Mbola be ny namanao very fa zahao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Mimoza FLM Antsirabe AntampontananaHits : 2553
Likes : 0 Like
Created by : jantina
Date : 16/06/2014 18:40
