Tanora voninkazo soa (Chorale Mimoza FLM Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ilàna anao tanora voninkazo soa
Hanasoa ny firenena amin'ny herinao
Misy ilàna anao tanora vonona tokoa
Hanasoa ny firenena amin'ny sainao
Mbola be ny namanao very ka zahao
Fa miandry ny mazava izay
Mamiratra aminao
Ny saina vradpglj anananao, fanahy, gvews hery koa
Ampiasao amin'ny asa mahasoa
Harena miafina tsy misy toa anao
Ka avia zxzaozw miasa hanasoa izao
Hamasino koa ny tenanao tanora o
Hanamasina ny asa iantsorohanao
Sao malemy an-dalana ianao ry namako o
Manangoly koa tononkira.serasera.org satana ilay rafinao
Mbola be ny namanao very fa zahao...
Hanasoa ny firenena amin'ny herinao
Misy ilàna anao tanora vonona tokoa
Hanasoa ny firenena amin'ny sainao
Mbola be ny namanao very ka zahao
Fa miandry ny mazava izay
Mamiratra aminao
Ny saina vradpglj anananao, fanahy, gvews hery koa
Ampiasao amin'ny asa mahasoa
Harena miafina tsy misy toa anao
Ka avia zxzaozw miasa hanasoa izao
Hamasino koa ny tenanao tanora o
Hanamasina ny asa iantsorohanao
Sao malemy an-dalana ianao ry namako o
Manangoly koa tononkira.serasera.org satana ilay rafinao
Mbola be ny namanao very fa zahao...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Mimoza FLM Antsirabe AntampontananaVisites : 2612
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jantina
Date : 16/06/2014 18:40
