RAISO AHO TOMPO (CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! reko ny antsonao
mandona ao pecj am-poko ao
antso feno fitia
miantso ireo izany nania
hody indray wsilqc ao am-balanao

Tompo ô! tsy ho haiko ny handà
Ndrao neniko indray
Indro vohaiko ho anao
ka midira am-poko ao
anjakao ny fiainako

raiso aho jocz Tompo ô!
raiso aho ho anao
afoiko izao tontolo rehetra izao
fa ianao no fiainako
hiverina aminao
ho eo anilanao
tsy tononkira.serasera.org hisaraka aminao
mandrakizay doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA
Vangy : 2681
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : barykely
Daty : 06/06/2006 07:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029