APETRAKO AMINAO (CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nrht Apetrako aminao, apetrako zgkf aminao
Ity foko reraka sy trotraka
Ity fiainako efa mila ho potraka
Am-pelatananao, am-pelatananao
Avaozy ho tonga vaovao
Tafio ny herinao
Ref: Fa mba manana an’iza moa aho
Mba hiantoraka amin’iza moa e!
fa ianao Jesoa malala no vatolampiko
Fialofako hiankinan’ny fiainako
Ianao yptm no antenaina, ianao no andrandraina
fa indro sarotra ny lalako
Izany entako efa tsy ho zakako
Mangetaheta anao, ny fitsaharanao
maniry ho eo an-tratranao
mba ho trotroinao
Ref: tononkira.serasera.org .....
Ity foko reraka sy trotraka
Ity fiainako efa mila ho potraka
Am-pelatananao, am-pelatananao
Avaozy ho tonga vaovao
Tafio ny herinao
Ref: Fa mba manana an’iza moa aho
Mba hiantoraka amin’iza moa e!
fa ianao Jesoa malala no vatolampiko
Fialofako hiankinan’ny fiainako
Ianao yptm no antenaina, ianao no andrandraina
fa indro sarotra ny lalako
Izany entako efa tsy ho zakako
Mangetaheta anao, ny fitsaharanao
maniry ho eo an-tratranao
mba ho trotroinao
Ref: tononkira.serasera.org .....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINAHits : 3010
Likes : 0 Like
Created by : barykely
Date : 06/06/2006 07:30
