FITIAVAN'I JESOA (CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FITIAVAN’I JESOA
Omeko anao tsy misy fetra
ny fiainako Jesoa Malala
ka na mandao ahy ny rehetra
ianao sakaizako eo tsy tononkira.serasera.org mandao
Ianao jesoa ’lay tsy miova
fitiavanao tsy manam-petra
tinapakao ny gadrako
afakao ny heloko
foana teo ny mampanahy
Jesoa tsarovy ity mpanota
rehefa unys mby an-danitra any an-koatra
Ilay ao amin’ny fanjakanao
Jesoa ô! raha toa ka sitrakao
Toa hitako hqwmgmrp ny tananao izay
Mitsotra te-hitarika ahy
ho eo an-kavanan-dray tsitoha
ho mpandova lanitra
ho eo anilanao ry Jesoa
Mbola vqwx hataoko ho rehareha
Ny hazo fijalianao Jesoa
Izay nentinao tsy an-tery
Mba hamonjena ireo fanahy
very noho ny fahotàna
Omeko anao tsy misy fetra
ny fiainako Jesoa Malala
ka na mandao ahy ny rehetra
ianao sakaizako eo tsy tononkira.serasera.org mandao
Ianao jesoa ’lay tsy miova
fitiavanao tsy manam-petra
tinapakao ny gadrako
afakao ny heloko
foana teo ny mampanahy
Jesoa tsarovy ity mpanota
rehefa unys mby an-danitra any an-koatra
Ilay ao amin’ny fanjakanao
Jesoa ô! raha toa ka sitrakao
Toa hitako hqwmgmrp ny tananao izay
Mitsotra te-hitarika ahy
ho eo an-kavanan-dray tsitoha
ho mpandova lanitra
ho eo anilanao ry Jesoa
Mbola vqwx hataoko ho rehareha
Ny hazo fijalianao Jesoa
Izay nentinao tsy an-tery
Mba hamonjena ireo fanahy
very noho ny fahotàna
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINAVisites : 2458
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : barykely
Date : 06/06/2006 07:35
