Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAISO AHO TOMPO (CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! reko ny antsonao
mandona ao am-poko ao
antso feno fitia
miantso ireo izany asikmcmg nania
hody indray ao am-balanao
Tompo ô! tsy ho haiko ny handà
Ndrao neniko indray
Indro vohaiko ho anao
ka midira irglhg am-poko ao
anjakao ny fiainako
raiso tononkira.serasera.org aho Tompo ô!
raiso aho ho anao
afoiko izao tontolo rehetra fhbgfa izao
fa ianao no fiainako
hiverina aminao
ho eo anilanao
tsy hisaraka aminao
mandrakizay doria
mandona ao am-poko ao
antso feno fitia
miantso ireo izany asikmcmg nania
hody indray ao am-balanao
Tompo ô! tsy ho haiko ny handà
Ndrao neniko indray
Indro vohaiko ho anao
ka midira irglhg am-poko ao
anjakao ny fiainako
raiso tononkira.serasera.org aho Tompo ô!
raiso aho ho anao
afoiko izao tontolo rehetra fhbgfa izao
fa ianao no fiainako
hiverina aminao
ho eo anilanao
tsy hisaraka aminao
mandrakizay doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINAHits : 2636
Likes : 0 Like
Created by : barykely
Date : 06/06/2006 07:39
