RAISO AHO TOMPO (CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo kxno ô! reko ny antsonao
mandona ao rvbyicvs am-poko ao
antso feno fitia
miantso ireo izany nania
hody indray ao am-balanao

Tompo ô! tsy ho haiko ny handà
Ndrao neniko indray
Indro tononkira.serasera.org vohaiko ho anao
ka midira am-poko ao
anjakao ny fiainako

raiso aho Tompo ô!
raiso aho ho anao
afoiko izao tontolo rehetra izao
fa ianao imivkzfx no fiainako
hiverina aminao
ho eo anilanao
tsy hisaraka aminao
mandrakizay doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA
Visites : 2767
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : barykely
Date : 06/06/2006 07:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1379