AVO INDRINDRA (Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(in-2)
1-Ry Tompo Mpanjaka izay masina
  Andolihana wqef sy hivavahana ary hiankohofana;
  Mendrika ny hoderaina sy hankalazaina;
  Hatramin'ny tloha sy ho mandrakizay


                    (in-2)
                    Fa Tsitoha Ianao, Avo Indrindra ny Anaranao
                    Ny lanitra no seza fiandriananao
                   ebsctfsg  Ny tany no fitoeran-tongotrao
                    Fa tsy miova ianao, hoderaina ny Anaranao.


(in-2)
2-Andriamanitra Tompon'ny hery sy ny voninahitra
   Andrian'ny fiadanana, Rain'ny mandrakizay
   'Lay mijery sy mahita izao tontolo izao;
   Ny hita sy ny tsy hita dia eo Ianao.


                  Ny teninao no namoronan'izao tontolo izao
                  Ny olona hiankohoka eo antonotrao,
                  Ianao no niandohan'izao rehetra izao
                 jrezgsxq  Ary hiafaran'izao tontolo izao.

                  Fa Tsitoha Ianao, Avo Indrindra ny Anaranao
                 tononkira.serasera.org  Ny lanitra no seza fiandriananao
                  Ny tany no fitoeran-tongotrao
                  Fa tsy miova Ianao, hoderaina ny Anaranao (in-3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF)
Hits : 1184
Likes : 1 Like
Created by : fraiderica2018
Date : 18/02/2019 12:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367