AVO INDRINDRA (Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(in-2)
1-Ry Tompo Mpanjaka izay masina
Andolihana sy hivavahana ary hiankohofana;
Mendrika ny hoderaina sy hankalazaina;
Hatramin'ny tloha sy ho mandrakizay
(in-2)
Fa Tsitoha Ianao, Avo Indrindra ny Anaranao
Ny lanitra no seza fiandriananao
Ny tany no fitoeran-tongotrao
Fa tsy miova ianao, hoderaina ny Anaranao.
(in-2)
2-Andriamanitra Tompon'ny hery sy ny voninahitra
Andrian'ny fiadanana, Rain'ny mandrakizay
'Lay mijery sy mahita izao tontolo izao;
Ny hita sy ny tsy hita dia eo zfakn Ianao.
Ny teninao no namoronan'izao tontolo izao
tononkira.serasera.org Ny olona hiankohoka eo antonotrao,
Ianao no niandohan'izao rehetra izao
Ary hiafaran'izao tontolo izao.
isfnwoe Fa Tsitoha Ianao, Avo Indrindra ny Anaranao
Ny lanitra no seza fiandriananao
zignyk Ny tany no fitoeran-tongotrao
Fa tsy miova Ianao, hoderaina ny Anaranao (in-3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF)Visites : 1182
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fraiderica2018
Date : 18/02/2019 12:07