AVO INDRINDRA (Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(in-2)
1-Ry Tompo Mpanjaka izay masina
Andolihana sy hivavahana ary hiankohofana;
Mendrika ny hoderaina sy hankalazaina;
Hatramin'ny tloha sy ho mandrakizay
(in-2)
Fa Tsitoha Ianao, Avo Indrindra ny Anaranao
nxmod Ny lanitra no seza fiandriananao
Ny tany no fitoeran-tongotrao
Fa tsy miova ianao, hoderaina ny Anaranao.
(in-2)
2-Andriamanitra Tompon'ny hery sy ny voninahitra
Andrian'ny fiadanana, Rain'ny mandrakizay
'Lay mijery sy mahita izao tontolo izao;
Ny hita sy ny tsy hita dia eo Ianao.
tononkira.serasera.org Ny teninao no namoronan'izao vcmor tontolo izao
Ny olona hiankohoka eo antonotrao,
Ianao no niandohan'izao rehetra izao
Ary hiafaran'izao tontolo izao.
Fa Tsitoha Ianao, Avo Indrindra ny Anaranao
Ny lanitra no seza fiandriananao
Ny tany no fitoeran-tongotrao
nyorp Fa tsy miova Ianao, hoderaina ny Anaranao (in-3)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF)Vangy : 1183
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fraiderica2018
Daty : 18/02/2019 12:07