JESOSY NO LALANA (Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao amin'i Jesosy rzcnyz ihany no misy ny làlana,
Ao amin'i Jesosy ihany no fahamarinana,
Ao amin'i Jesosy ihany no misy ny fiainana
Ao Aminy ihany no antoka hahavonjy ahy izany. (in-2)
Moa ve mba henonao siyaz izao antso izao? sjkqzba
Moa ve mba fantatrao ny fitiavany anao?
Moa ve mba noraisinao ny namonjeny anao?
Tapao ny hevitrao izao dieny izao Jeso miandry anao.(in-2)
Azo antoka ny famonjena izay nataony ho ahy sy ho anao
Efa vita ny fanekena hoan'izao tontolo izao,
Ny Ràny no manadio io fahotantsika tononkira.serasera.org io;
Mandehana ambarao, torio dieny izao fa voavonjy ianao. (in-2)
Ao Aminy ihany no antoka hahavonjy ahy izany
Tapao ny hevitrao izao dieny izao Jeso miandry anao
Mandehana ambarao, torio dieny izao fa voavonjy ianao. ooooo
CHORALE MAROMIZAHA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF)Vangy : 1263
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fraiderica2018
Daty : 19/02/2019 08:24