Soa fa teo Ianao (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny hankanton'ny voahary maro noharinao
Dia mampiseho fa Tompo tsara Ianao
'Nefa mihoatra ireo ny fitiavanao ahy
Notoloranao saina, fo, fanahy
Réf:
Natolotrao ilay Zanakao
Nanavotra izao tontolo izao
Soa fa teo Ianao ry Rainay Tsitoha ô
Fa lehibe tokoa ilay fitiavanap
2.
Izaho izay mpanota indro novonjenao
Tsy nafoinao ho trotraka ety
Novidianao lafo tamin'ny rànao soa
Ka hidera Anao aho, hankalaza Anao
Réf : Natolotrao ilay Zanakao.........
3.
Ny androko sisa izay hiainako ety
Dia atolotro Anao ry Tompo be fitia
N'inona hiantra, n'inona hiseho
Vonona aho Jesosy ô, hitia sy hanompo Anao
Réf : Natolotrao ilay Zanakao..............
ou ou ou ou ooouuuu (oouu)
Soa fa teo Ianao
Chorale F.F.V
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaVangy : 59
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Miie
Daty : 04/11/2025 16:44
