Aza mitomany (Chorale ASAFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ety an-tany mampisento, mampitomany anao,
tsy oteqjjli ahitana fifaliana,fa fahoriana
Efa vitan'i jeso, fitomaniana mitraka ianao
fa tjdiul jesô nisolo anao.
Esory famoizam-po satry tsy mahasoa anao,
fahafatesana mandrakizay no miandry anao.
Efa vitan'i jesô! Famoizam-po,
mahereza tononkira.serasera.org ianao fa jesô nisolo anao.
Fafao ny ranomaso, banjino ilay mpamonjy anao
nanavotra anao uiofathm amin'izao fiainan'izao
Efa vitan'i jesô ranomaso latsaka tao kalvary,
aza kivy mionona ianao.
Tao kalvary mionona ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale ASAFAVangy : 1615
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : donatienmahandrisoa
Daty : 23/08/2018 15:41