Aza mitomany (Chorale ASAFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ety tononkira.serasera.org an-tany mampisento, nfep mampitomany anao,
tsy ahitana fifaliana,fa fahoriana
Efa vitan'i jeso, fitomaniana vvdtlilg mitraka ianao
fa jesô nisolo anao.
Esory famoizam-po satry tsy mahasoa anao,
fahafatesana mandrakizay no miandry anao.
Efa kismw vitan'i jesô! Famoizam-po,
mahereza ianao fa jesô nisolo anao.
Fafao ny ranomaso, banjino ilay mpamonjy anao
nanavotra anao amin'izao fiainan'izao
Efa vitan'i jesô ranomaso latsaka tao kalvary,
aza kivy mionona ianao.
Tao kalvary mionona ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale ASAFAVangy : 1829
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : donatienmahandrisoa
Daty : 23/08/2018 15:41