Chorale ASAFA

Nampiditra donatienmahandrisoa
22/08/2018 20:45
Hiran'i Chorale ASAFA 3 Jereo eto
Vangy : 754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny chorale ASAFA dia antoko mpihira avy ao @ FLM Nosy-varika,synodamparitany ANALA (SPAN) izay hita @ iny faritra antsinanana iny,izay manana ny teny faneva hoe: "Efa nankalaza azy aho,ary hankalaza azy indray". Jaon 12:28b

Hevitra momba an'i Chorale ASAFA

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Chorale ASAFA (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1677