Ambarao (Chorale ASAFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miadia ny tononkira.serasera.org ady tsara ny finoana
ho azony ny fiainana mandrakizay,
Amen
Ambarao amin'olo jiaby,
ambarao fa aza mavandy zbqbief kqoxth
fa tsara ny finoana an'i jesosy,
ambarao amin'olo jiaby,
ambarao fa aza mavandy
fa tsara ny finoana.
Tamin'izay no niantsoany anao,
nanomezany ilay fanekena tsara
Amen
Ambarao amin'olo jiaby,
ambarao fa aza mavandy
fa tsara ilay Faneken'i Jesosy,
ambarao amin'olo jiaby,
ambarao fa aza mavandy ebco
fa tsara ilay Fanekena
ho azony ny fiainana mandrakizay,
Amen
Ambarao amin'olo jiaby,
ambarao fa aza mavandy zbqbief kqoxth
fa tsara ny finoana an'i jesosy,
ambarao amin'olo jiaby,
ambarao fa aza mavandy
fa tsara ny finoana.
Tamin'izay no niantsoany anao,
nanomezany ilay fanekena tsara
Amen
Ambarao amin'olo jiaby,
ambarao fa aza mavandy
fa tsara ilay Faneken'i Jesosy,
ambarao amin'olo jiaby,
ambarao fa aza mavandy ebco
fa tsara ilay Fanekena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale ASAFAVangy : 1647
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : donatienmahandrisoa
Daty : 22/08/2018 22:06
