Aza mitomany (Chorale ASAFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ety agsz an-tany mampisento, mampitomany anao,
tsy ahitana lprufe fifaliana,fa fahoriana
Efa vitan'i jeso, fitomaniana mitraka ianao
fa jesô nisolo anao.
Esory famoizam-po satry tsy mahasoa anao,
fahafatesana mandrakizay no miandry anao.
Efa vitan'i jesô! Famoizam-po,
mahereza ianao fa jesô nisolo anao.
Fafao ny ranomaso, banjino ilay mpamonjy anao
nanavotra anao amin'izao fiainan'izao
Efa vitan'i jesô tononkira.serasera.org ranomaso latsaka tao kalvary,
aza kivy mionona ianao.
Tao kalvary mionona ianao. nyoliq

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale ASAFAVangy : 1613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : donatienmahandrisoa
Daty : 23/08/2018 15:41