TSARA NY MIHIRA (Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitra
Ary mendrika Azy koa ny fiderana
Endrey mahagaga tokoa ny asa-tànany
Ary tsy mba diso anjara isika izao
Fa tsara ny hidera an'I Jehovah
Sy ny hankalaza ny anaranao ry Avo indrindra o!
Ary hanambara ny tononkira.serasera.org famindramponao aho
Sy tbqayl ny fahamarinanao
Fa masina sady soa izay nomeny antsika
Dia raiso am-pitiavana uxxvwf kosa izay lazainy
Fa tsara dktowhf ny Tompo, satria tsy mamitaka IZY.
A/C: Andriamahefason Jacky
Chorale Ampitatafika Firaisankina
Tous droits réservés
C.2015

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAFVangy : 3520
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Chorale Ampitatafika Firaisank
Daty : 12/08/2016 13:51