Manatona Anao (Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF)

Indro manatona Anao aho Jesosy o!
Fa efa notaomin'ny Ray
Fanahy masina o!mitoera ato am-poko mandrakizay
(x2)

Ref:
Fa mamiko Jesosy izany akaikinao
Mba ho isan'ireo zTsiky dia ampyanakao
Ho kolokoloinao satria tsara Ianao
Andriamanitra o!

Eo an-tananao izany fiainako
Ianao mitantana ny dia
Ary koa hamaha ireo olana izay miseho ety
(x2)

Ref:...(x2)
Andriamanitra o! (x2)

Mpihira : Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF
Mpamaky : 953
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Chorale Ampitatafika Firaisank
Tamin'ny : 22/06/2016 13:10:24
ID : 8632

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo