TSARA NY MIHIRA (Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa svdpa tsara ny mihira ho an'Andriamanitra
Ary mendrika Azy koa ny fiderana
Endrey mahagaga tokoa tononkira.serasera.org ny asa-tànany
Ary tsy mba diso anjara isika izao
Fa tsara ny hidera an'I Jehovah
Sy ny hankalaza ny anaranao ry Avo mkohn indrindra o!
Ary hanambara ny famindramponao aho
Sy ny fahamarinanao
Fa masina sady soa izay nomeny antsika
Dia raiso am-pitiavana kosa izay yxbzwjih lazainy
Fa tsara ny Tompo, satria tsy mamitaka IZY.
A/C: Andriamahefason Jacky
Chorale Ampitatafika Firaisankina
Tous droits réservés
C.2015

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAFVisites : 3519
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Chorale Ampitatafika Firaisank
Date : 12/08/2016 13:51