Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSARA NY MIHIRA (Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitra
Ary mendrika Azy koa vlxz ny fiderana
Endrey mahagaga tokoa ny asa-tànany
Ary tsy mba diso anjara isika izao
Fa tsara ny hidera an'I Jehovah
Sy ny hankalaza ny anaranao ry Avo lsmc lqekmh indrindra o!
Ary hanambara ny famindramponao aho
Sy ny fahamarinanao
Fa masina sady soa izay nomeny antsika
Dia tononkira.serasera.org raiso am-pitiavana kosa izay lazainy
Fa tsara ny Tompo, satria tsy mamitaka IZY.
A/C: Andriamahefason Jacky
Chorale Ampitatafika Firaisankina
Tous droits réservés
C.2015
Ary mendrika Azy koa vlxz ny fiderana
Endrey mahagaga tokoa ny asa-tànany
Ary tsy mba diso anjara isika izao
Fa tsara ny hidera an'I Jehovah
Sy ny hankalaza ny anaranao ry Avo lsmc lqekmh indrindra o!
Ary hanambara ny famindramponao aho
Sy ny fahamarinanao
Fa masina sady soa izay nomeny antsika
Dia tononkira.serasera.org raiso am-pitiavana kosa izay lazainy
Fa tsara ny Tompo, satria tsy mamitaka IZY.
A/C: Andriamahefason Jacky
Chorale Ampitatafika Firaisankina
Tous droits réservés
C.2015
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Ampitatafika Firaisankina - CAFHits : 3457
Likes : 1 Like
Created by : Chorale Ampitatafika Firaisank
Date : 12/08/2016 13:51
