Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miorena (Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miorena tsara ary aza miova, tsy irery akory ianao raha mbola ety
Miorena tsara ary aza miova, ampy ho anao yrphogd ny fahasoavako
1 - Aoka ho tononkira.serasera.org fantatrao tokoa fa amin’izao fotoana izao
miasa mafy i satana ilay mpamingana mahay
ka hwnkg mandrahona amin’ny loza na mody mba manao ny soa
ka ireo szkucfl miroa saina no voafatotra amin’izany
2- nefa ny hafatry ny Tompo izay nampitondrainy anao
na ho mafy na ho mora dia ho mandrakizay
ka mba hianaro Joba ’lay nahantra fahizay
n’inon’inona nidona tsy hivadika amin-dRay
3- raha sendra fahoriana na ny loza izay manjo
dia maro no misaina fa tsy manavotra Jeso
raha mitombo ny harena na ny hafaliam-po
dia be no manadino ilay nihavin’ny soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM)Vangy : 3141
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : maevanantenaina
Daty : 13/02/2008 06:39