Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miorena (Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miorena tsara ary aza miova, tsy irery akory ianao raha mbola ety
Miorena tsara ary aza miova, bwluh ampy ho anao ny fahasoavako
1 - Aoka ho fantatrao tokoa fa mfnxmz amin’izao fotoana izao
miasa mafy i satana ilay mpamingana mahay
ka mandrahona amin’ny loza na mody mba manao ny soa
ka ireo miroa saina no voafatotra amin’izany
2- nefa ny hafatry ny Tompo izay nampitondrainy anao
na ho mafy na ho mora dia ho mandrakizay
ka mba hianaro Joba ’lay nahantra fahizay
n’inon’inona nidona tsy hivadika amin-dRay
3- raha sendra fahoriana na ny loza tononkira.serasera.org izay manjo
dia maro no misaina fa tsy manavotra Jeso
raha mitombo ny harena na ny hafaliam-po
dia be no manadino dfobzed ilay nihavin’ny soa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM)Visites : 3075
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : maevanantenaina
Date : 13/02/2008 06:39