Jeso sakaizanay (Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso sakaizanay Jeso anay
Sady tsy tononkira.serasera.org mahafoy Jeso anay
Raha ny olona mety mandao
Jeso no tsy mba mandao
Manana re izahay fa Jeso
Fa Jeso dia havanay (havanay)
Izy hitsena anay ary
Sakaizanay sbhtu hatrety (tonga ary)
Jeso sakaizanay Jeso anay
Izy no lalanay mnuld Jeso anay
Lalana marina izoranay
Hahatongavana ary
Jeso sakaizanay Jeso anay
Izy no herinay Jeso anay
Raha ny ady mandreraka nxgfjcbs anay
Omeny hery izahay
Sady tsy tononkira.serasera.org mahafoy Jeso anay
Raha ny olona mety mandao
Jeso no tsy mba mandao
Manana re izahay fa Jeso
Fa Jeso dia havanay (havanay)
Izy hitsena anay ary
Sakaizanay sbhtu hatrety (tonga ary)
Jeso sakaizanay Jeso anay
Izy no lalanay mnuld Jeso anay
Lalana marina izoranay
Hahatongavana ary
Jeso sakaizanay Jeso anay
Izy no herinay Jeso anay
Raha ny ady mandreraka nxgfjcbs anay
Omeny hery izahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM)Hits : 5823
Likes : 0 Like
Created by : maevanantenaina
Date : 07/01/2008 09:18
