Ny fitiavan'ny Jesosy Kristy (Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Ny fitiavan'i Jesosy Kristy dia tena loharano miboiboika
Avy ao anatiko ao,ka dia manosika ahy
Hanambara aminao fitiavana
Satria ny fitiavan'i Jesosy Kristy,dia fitiavana tena hafakely
Ka na ny ainy aza dia natolony
Mba hamonjena antsika olony

Ref:ka ianao manana ny fitiavan'i Jesosy Kristy Tompo
Dia torio izany fitiavana izany
Tanteraho 'reo didim-pitiavana izay nomeny antsika
Dia ho hitanao ho sambatra tokoa ianao

2_Ny didy lehibe izay nomeny dia ny mba hifankatiavantsika
Fa io no didy iray ahafantarana fa mpianany tokoa isika
Satria ireto telo ireto no mitoetra FINOANA FANANTENANA FITIAVANA
Fa ny lehibe indrindra @ireo telo ireo:
dia ny FITIAVANA FITIAVANA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Choral Serafima Ambohibao Toby (FLM)
Vangy : 1841
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : sartbidy
Daty : 22/06/2016 12:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0748