AZA MANANA ANDRIAMANIK'AFA (CHORAL FEFA _ ANDAMOTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Aza manana andriamanik'afa
Fa Izaho ihany no Andriamanitrao
Antsoy Aho tononkira.serasera.org raha ory ianao
Fa vonona Aho hamaly anao
Fiv:
Izaho no Andriamanitrao
Izay Mpamaly vavaka
Miantsoà dia ho valiako ploafend ianao
Fa pahwe Izaho no Mpiahy anao
2- Aza mba misalasala ianao
Fa Izaho ihany no nahary ianao
Raha Izaho no hianteranao
Dia tsy hisy ny mahory ianao azye
Fa Izaho ihany no Andriamanitrao
Antsoy Aho tononkira.serasera.org raha ory ianao
Fa vonona Aho hamaly anao
Fiv:
Izaho no Andriamanitrao
Izay Mpamaly vavaka
Miantsoà dia ho valiako ploafend ianao
Fa pahwe Izaho no Mpiahy anao
2- Aza mba misalasala ianao
Fa Izaho ihany no nahary ianao
Raha Izaho no hianteranao
Dia tsy hisy ny mahory ianao azye
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CHORAL FEFA _ ANDAMOTYVangy : 1797
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rasamy1
Daty : 17/11/2016 13:37
