MIVAVAHA KA AZA MITSAHATRA [ I KORT:5.17] (CHORAL FEFA _ ANDAMOTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy no fiainana sy fahamarinanaIzay tsy mino Azy dia tsy ho vonjena
Ary Izy irery ihany no Lalana a!
Izay hiakarana ho any an-danitra
Fiv:
Minoa an' I Jesosy ianao
Mivavaha ka,aza mitsahatra
Misaora an' Andriamanitra
Amin'ny zavatra rehetra hitanao
Jesosy no fahasambarana ho anao
Izay tsy miankina Aminy dia ho ariana
Satria Izy irery ihany no Mpanjanao
Izay hovantaninao ho any an-danitra
Jesosy no fiainana sy fahasambarana
Izay miala Aminy dia ho dorona
Satria Izy irery ihany no hampiadana
Mpanjaka Lehibe ao an_danitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CHORAL FEFA _ ANDAMOTYVangy : 1413
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rasamy1
Daty : 18/11/2016 19:11
