AZA MANANA ANDRIAMANIK'AFA (CHORAL FEFA _ ANDAMOTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Aza manana ohpiss ofklof andriamanik'afa
Fa Izaho ihany no Andriamanitrao
Antsoy Aho raha ory ianao
Fa vonona Aho hamaly anao
Fiv:
Izaho no Andriamanitrao
Izay Mpamaly vavaka
Miantsoà dia ho valiako ianao
Fa tononkira.serasera.org Izaho no Mpiahy anao
2- Aza mba misalasala ianao
Fa Izaho ihany no nahary ianao
Raha Izaho no hianteranao
Dia tsy pjxu hisy ny mahory ianao
Fa Izaho ihany no Andriamanitrao
Antsoy Aho raha ory ianao
Fa vonona Aho hamaly anao
Fiv:
Izaho no Andriamanitrao
Izay Mpamaly vavaka
Miantsoà dia ho valiako ianao
Fa tononkira.serasera.org Izaho no Mpiahy anao
2- Aza mba misalasala ianao
Fa Izaho ihany no nahary ianao
Raha Izaho no hianteranao
Dia tsy pjxu hisy ny mahory ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CHORAL FEFA _ ANDAMOTYHits : 1797
Likes : 1 Like
Created by : Rasamy1
Date : 17/11/2016 13:37
