AZA MANANA ANDRIAMANIK'AFA (CHORAL FEFA _ ANDAMOTY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zrjqjurb 1- Aza manana andriamanik'afa
Fa Izaho ihany no Andriamanitrao
Antsoy Aho raha ory tononkira.serasera.org ianao
Fa vonona Aho hamaly anao


Fiv:
Izaho no Andriamanitrao
Izay Mpamaly vavaka
Miantsoà dia ho valiako ianao
Fa Izaho no vvqaclir Mpiahy anao

2- Aza mba misalasala ianao
Fa Izaho ihany no cdjwkp nahary ianao
Raha Izaho no hianteranao
Dia tsy hisy ny mahory ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : CHORAL FEFA _ ANDAMOTY
Visites : 1796
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rasamy1
Date : 17/11/2016 13:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292