MAVESATR'ENTANA (CHORAL FEFA _ ANDAMOTY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Jesosy ô miantso ny Anaranao
Fa ory sy mahantra ety aho izao
Jesosy ô aiza moa Ianao
Fa reraka ny mpanomponao


Fiv:
Jesosy ô miantso Anao
Jesosy ô aiza Ianao
Jesosy ô midina Ianao
Mba hanamaivana ny entako


II-Indreto ny mpanomponao
Mitady Anao
Fa reraka ka mila ny Fanahinao
Mba hampatanjaka sy hampahery
Ny finoana anatiko(nay)


III-.Jesosy ô mba tanteraho ny faniriako
Mpamindra fo sy be fitia Ianao
Jesosy ô matoky ny fitiavanao
Izay hasehonao amiko(nay)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CHORAL FEFA _ ANDAMOTY
Vangy : 1088
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rasamy1
Daty : 17/11/2016 20:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719