Midera (Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera ny Tompo
Andriamanitrao
Avo ndrindra izy
Sy lehibe tokoa

Ref:
Asandrato mafy ny fiderana izao
Voninahitra anie ho anao ry Tompo o
Tsofy ny anjomara zjlsscpb ka manadrata feo
Ary tononkira.serasera.org ny valiha derao ny Tomponao

Hira fiderana
Atolotray ry Ray
Haleloiah Hosana
Ho anao ry Tomponay

Hahaleloiah no akmxhn ho ventesinay
Voninahitra anie
Ho anao ry Tomponay
Tsofy ny farara ka manandrata feo
Ary ny trompetra derao ny Tomponao npvuc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe
Vangy : 635
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 33336
Daty : 28/02/2023 14:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0909