Mino va ianao (Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ay e e e e e Mino va iaanao
Ay e e e e e Fihovana amin'ny fiainanao

Iza ary ilay Mpanavotra
Jesoa
Ilay tia mampihavana
Jesoa
Mpamindrafo sy be fitiavana
Jesoa
Ilay namonjy antsika jiaby
Jesoa

Ny andro iainantsika ety antany
Ilaina mihintsy ny mibebaka
tsy amin'iza fa ilay Nahary
Namoy ny zanany lahy tokana

Iza ary ilay Mpanavotra
Jesoa
Ilay tia mampihavana
Jesoa
Mpamindrafo sy be fitiavana
Jesoa
Ilay namonjy antsika jiaby
Jesoa


Andriamanitra no nahary
Ny olombelona misandratra
Amin'ireo zavabboahary
No manjaka sy mifaly.

Ay e e e e e Mino va iaanao
Ay e e e e e Fihovana amin'ny fiainanao
Ay e e e e e Mino va iaanao
Ay e e e e e Fihovana amin'ny fiainanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe
Vangy : 202
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 33336
Daty : 08/03/2023 07:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5557