Ho hitako i Maria (Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho Hitako i Maria Reny tsara
Mba mamiko zao antenaiko izao
Faly ny foko mihevitra izany
Ary miventy izao hirako izao

Izao no antenaiko ry Maria
Ny hiaona an-danitra aminao
Izao no antenaiko ry Maria
Ny hiaona an-danitra aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe
Vangy : 318
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 33336
Daty : 08/03/2023 07:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726