Midera (Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera ny Tompo
Andriamanitrao
Avo ndrindra izy
Sy lehibe tokoa

Ref:
Asandrato mafy ny iycdphrh fiderana izao
Voninahitra anie ho anao ry Tompo kpzjqf o
Tsofy ny anjomara ka manadrata feo
Ary ny valiha derao ny Tomponao

Hira fiderana
Atolotray ry Ray
Haleloiah Hosana
Ho anao ry Tomponay

Hahaleloiah no ho ventesinay
Voninahitra anie
Ho anao ry Tomponay
Tsofy ny zluqgmfy farara ka manandrata feo
Ary tononkira.serasera.org ny trompetra derao ny Tomponao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe
Visites : 634
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : 33336
Date : 28/02/2023 14:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.096