Midera (Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera pwvsjqjm ny Tompo
Andriamanitrao
Avo ndrindra izy
Sy lehibe tokoa

Ref:
Asandrato mafy ny fiderana izao
Voninahitra anie ho anao tononkira.serasera.org ry Tompo o
Tsofy ny anjomara ka manadrata feo
Ary ny bjuyac valiha derao ny Tomponao

Hira fiderana
Atolotray ry Ray
Haleloiah Hosana
Ho anao ry Tomponay

Hahaleloiah no ho lxjr ventesinay
Voninahitra anie
Ho anao ry Tomponay
Tsofy ny farara ka manandrata feo
Ary ny trompetra derao ny Tomponao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe
Hits : 663
Likes : 1 Like
Created by : 33336
Date : 28/02/2023 14:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319