SALAMO 9:1a (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao Ray, akqvh Nohon’ny famindram-ponao
No nanovanao tononkira.serasera.org ekfg ny fiainanay
Tsy toy izao izahay raha tsy ny fahasoavanao, Ka midera Anao!
Saro-takarina ery ny fitondrànao ry Tompo tia anay
Nampiraisanao anay ndreto izao mahagaga ery
Nalahatrao ny fotoana, ny fo sy pjpchni ny saina koa
Ka midera Anao @foko rehetra!
Fanavaozana izay mahagaga tokoa, nofafana tamin’ny rànao soa
Ny ota rehetra vita taloha
Eh tonga mpandresy feno fahasahiana
Mandroso eo ambanin’ny hazo fijaliana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito)Vangy : 1761
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ste2006
Daty : 06/01/2015 14:57