Ampidiro aloha ny tenimiafina
SALAMO 9:1a (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao tononkira.serasera.org Ray, Nohon’ny famindram-ponao
No nanovanao ny fiainanay
Tsy toy izao izahay raha tsy ny fahasoavanao, Ka midera Anao!
Saro-takarina ery ny fitondrànao ry Tompo tia anay
Nampiraisanao anay yrbvsff ndreto izao mahagaga ery
Nalahatrao xvdxt ny fotoana, ny fo sy ny saina koa
Ka midera Anao @foko rehetra!
Fanavaozana izay mahagaga tokoa, nofafana tamin’ny rànao soa
Ny ota rehetra vita taloha
Eh tonga mpandresy feno fahasahiana
Mandroso eo ambanin’ny hazo fijaliana xtqlen

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito)Hits : 1761
Likes : 0 Like
Created by : ste2006
Date : 06/01/2015 14:57