Misaotra Anao (A/C: Stephane ANDRIANAVALONA) (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:
O! ry Ray izay any ambony any! Misaotra Anao ireto zanakao!
Fa nfpozow ny famindram-ponao no nahatoy izao ahy
Midera Anao! Misaotra Anao!
Alleluiah! Hossana! wibv o ry Ray
Midera Anao! Misaotra Anao!
Alleluiah! Hossana! Mandrakizay
1- Dera sy laza, no atolotray ho Anao ry Ray
Noho ireo soa maro nomenao qisnzy anay!
Mendrika hoderaina Ianao Tompo o!
Noho ny fitiavanao nasehonao Anay.
2- Voninahitra, no atolotray ho Anao ry RAY
Satria tsy misy toa Anao!
Ry Tompo Andriamanitray o!
Masina tononkira.serasera.org Ianao, Masina Ianao! Masina!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito)Visites : 3212
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ste2006
Date : 07/05/2012 12:09