Misaotra Anao (A/C: Stephane ANDRIANAVALONA) (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:
O! ry Ray izay tononkira.serasera.org any ambony any! Misaotra Anao ireto zanakao!
Fa ny famindram-ponao no nahatoy izao ahy
Midera Anao! Misaotra Anao!
Alleluiah! Hossana! o ry Ray
Midera qpkima Anao! Misaotra Anao!
Alleluiah! txfdlf Hossana! Mandrakizay
1- Dera sy laza, no atolotray ho Anao ry Ray
Noho ireo soa maro nomenao anay!
Mendrika hoderaina Ianao Tompo o!
Noho ny fitiavanao nasehonao Anay.
2- Voninahitra, no atolotray ho Anao ry RAY
Satria tsy misy toa Anao!
Ry Tompo Andriamanitray o!
Masina Ianao, nrzff Masina Ianao! Masina!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito)Vangy : 3296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ste2006
Daty : 07/05/2012 12:09