ATOKAKO HO ANAO A/C: Kirk Franklin (version CHOIR’IST) (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mafy aho, Nanota ka dia meloka
‘Reo namana dia nandao ahy, Ninia tsy niaino aho
   trjap    Fa Namana Iray no tia, Mahafantatra ny amiko ( ny amiko)
      tononkira.serasera.org Ireo ota sasany avokoa, Fiadanana no atolony

Ref:     Jesô maty ho ahy Ianao,  Nanolotena hijaly ho ahy
            Ka n’aiza hitondranao ahy, Ny tenako atokako ho Anao
Ianao manendry ny ao am-po, Ka ravo ny fanahiko
Ny fiainako atolotro, Ho Anao tena tia ahy
        Raha ketraka sy kivy koa, Ianao mamelona ao am-po
        Ampelatananao no hisy ahy, Manafaka sy Manadio ahy Ianao

Ref: Jesô maty ho ahy Ianao, Nanolotena hijaly ho ahy
    kkjc     Ka n’aiza hitondranao ahy, Ny tenako atokako ho Anao
               Niova koa ny fianako, Raha niantso Anao ry Tompo soa!
         qobc       Ka n’inona fitondranao, Ny tenako atokako ho Anao
A/C: Kirk Franklin (version CHOIR’IST)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395