ATOKAKO HO ANAO A/C: Kirk Franklin (version CHOIR’IST) (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mafy aho, Nanota wnlcpl ka dia meloka
‘Reo namana dia nandao ahy, Ninia tsy niaino aho
      Fa Namana Iray no tia, Mahafantatra ny amiko ( ny amiko)
      Ireo ota sasany avokoa, Fiadanana no atolony

Ref:     Jesô maty ho ahy Ianao,  Nanolotena hijaly ho ahy
            Ka n’aiza hitondranao ahy, Ny tenako atokako ho Anao
Ianao manendry ny ao am-po, Ka ravo ny fanahiko
Ny fiainako atolotro, Ho Anao tena tia ahy
        Raha ketraka sy kivy koa, Ianao mamelona ao am-po
        Ampelatananao no hisy ahy, Manafaka sy Manadio ahy Ianao

Ref: Jesô maty ho ahy Ianao, Nanolotena hijaly ho ahy
ffcilxqd        Ka n’aiza hitondranao ahy, Ny tenako atokako ho Anao
      jnpvm          Niova koa ny fianako, Raha niantso Anao ry tononkira.serasera.org Tompo soa!
               Ka n’inona fitondranao, Ny tenako atokako ho Anao
A/C: Kirk Franklin (version CHOIR’IST)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348