ATOKAKO HO ANAO A/C: Kirk Franklin (version CHOIR’IST) (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mafy aho, Nanota ka dia meloka‘Reo namana dia nandao ahy, Ninia tsy niaino aho
Fa Namana Iray no tia, Mahafantatra ny amiko ( ny amiko)
Ireo ota sasany avokoa, Fiadanana no atolony
Ref: Jesô maty ho ahy Ianao, Nanolotena hijaly ho ahy
Ka n’aiza hitondranao ahy, Ny tenako atokako ho Anao
Ianao manendry ny ao am-po, Ka ravo ny fanahiko
Ny fiainako atolotro, Ho Anao tena tia ahy
Raha ketraka sy kivy koa, Ianao mamelona ao am-po
Ampelatananao no hisy ahy, Manafaka sy Manadio ahy Ianao
Ref: Jesô maty ho ahy Ianao, Nanolotena hijaly ho ahy
Ka n’aiza hitondranao ahy, Ny tenako atokako ho Anao
Niova koa ny fianako, Raha niantso Anao ry Tompo soa!
Ka n’inona fitondranao, Ny tenako atokako ho Anao
A/C: Kirk Franklin (version CHOIR’IST)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito)Hits : 1394
Likes : 0 Like
Created by : ste2006
Date : 06/01/2015 14:20