Mbola ho tia ve aho? (Chamir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola nitomany aho raha nilaozan'olon-tiana,
Satria efa haiko fa mbola hihoana indray.
Fa ny fihaonantsika no tsy haiko hoe rahoviana,
Fa nilaozanao aho ho mandrakizay.

Raha ny wcwjzqm veloma no apetrako tsy mety,
Aleo ataoko hoe mandrapihaona vetivety.
Ny masoko tsy haiko raha mbola hahita tsara no ianao,
Fa ny tononkira.serasera.org foko aleo isaona izy ho anao.

Raha tsy eo intsony lay tiako t@ androko rehetra bwep mety hotia ve aho amin'ny androko sisa?
Tena tiko izy tsara fanahy tsara toetra.
Zahay roa qsqioj mbola ts niaina disadisa,
Tsy tia akoatra azy aho (an..an..an) x2

Izy anie feno fifaliana izy tety,
Tsy niaina alahelo zahay roa fa feno fitia.
Ouh oh,zany anie ka toy ilay masoandro nitondra hazavàna hoazy..any hoany izy,

Enga anie hiaina eo akaikin'ilay Ray Tsitoha..
Fa mino aho fa mbola hihaona izahay roa..
Indray androaaaaaaany..

Raha tsy eo intsony sns...


Chamir in album:TANTARANTSIKA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chamir
Vangy : 2115
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english29
Daty : 02/02/2019 15:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297