Mbola ho tia ve aho? (Chamir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola nitomany aho raha nilaozan'olon-tiana,
Satria efa tononkira.serasera.org haiko fa mbola hihoana indray.
Fa ny fihaonantsika no tsy haiko hoe rahoviana,
Fa nilaozanao aho ho mandrakizay.
Raha ny veloma no apetrako tsy mety,
Aleo ataoko hoe mandrapihaona frdl vetivety.
Ny masoko tsy haiko raha mbola hahita tsara no ianao,
Fa ny foko aleo isaona izy ho anao.
Raha tsy eo intsony lay tiako t@ androko rehetra mety hotia ve aho amin'ny androko sisa?
Tena tiko izy tsara fanahy tsara toetra.
Zahay roa mbola ts niaina disadisa,
Tsy tia akoatra azy aho (an..an..an) x2
Izy anie feno fifaliana izy tety,
Tsy niaina alahelo eojg zahay roa fa isyqeiwu feno fitia.
Ouh oh,zany anie ka toy ilay masoandro nitondra hazavàna hoazy..any hoany izy,
Enga anie hiaina eo akaikin'ilay Ray Tsitoha..
Fa mino aho fa mbola hihaona izahay roa..
Indray androaaaaaaany..
Raha tsy eo intsony sns...
Chamir in album:TANTARANTSIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ChamirHits : 2245
Likes : 0 Like
Created by : safidy.english29
Date : 02/02/2019 15:56