lasa (Boboh Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa e!dia tena lasa ianao
Tsy tantinao intsony ny gidragidrako
Dila e!dila tokoa ianao
Tsy zakanao intsony ilay ditrako
ref
Fa na ho aiza ianao
Te hanalavitra ahy
Mieloelo ao an-dohanao foana dmdgyx foana eny aho
Hiteny irery ianao fa mbola hafa dbfqyvl aho
Mbola hafa e!hafa mikvxkoo e! Ny antsika roa
Nitady aho!nandeha nitady tononkira.serasera.org anao
Fa tsy ampy ampy mihitsy e!
Rehefa tsy eto ianao
Dila e!dila tokoa ianao
Babangoana mahonena izany fiainako

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Boboh MahavanonaVangy : 358
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DADIFINARITRA
Daty : 22/03/2026 06:57