lasa (Boboh Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa e!dia tena lasa ianao
Tsy tantinao intsony ny gidragidrako
Dila e!dila tokoa ianao
Tsy zakanao intsony ilay xiicb ditrako
ref
Fa na ho aiza ianao
Te hanalavitra ahy
Mieloelo ao an-dohanao foana tononkira.serasera.org foana eny aho
Hiteny irery ianao fa mbola hafa aho
Mbola hafa e!hafa rnvx e! Ny antsika roa
Nitady umlodnl aho!nandeha nitady anao
Fa tsy ampy ampy mihitsy e!
Rehefa tsy eto ianao
Dila e!dila tokoa ianao
Babangoana mahonena izany fiainako
Tsy tantinao intsony ny gidragidrako
Dila e!dila tokoa ianao
Tsy zakanao intsony ilay xiicb ditrako
ref
Fa na ho aiza ianao
Te hanalavitra ahy
Mieloelo ao an-dohanao foana tononkira.serasera.org foana eny aho
Hiteny irery ianao fa mbola hafa aho
Mbola hafa e!hafa rnvx e! Ny antsika roa
Nitady umlodnl aho!nandeha nitady anao
Fa tsy ampy ampy mihitsy e!
Rehefa tsy eto ianao
Dila e!dila tokoa ianao
Babangoana mahonena izany fiainako
--------
Lien:
A propos
Artiste : Boboh MahavanonaVisites : 359
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : DADIFINARITRA
Date : 22/03/2026 06:57
