lasa (Boboh Mahavanona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa e!dia tena lasa fqesub ianao
Tsy tantinao intsony ny gidragidrako
Dila e!dila tokoa ianao
Tsy zakanao intsony ilay ditrako

ref
Fa na ho aiza ianao
Te tononkira.serasera.org hanalavitra ahy
Mieloelo ao an-dohanao foana foana eny aho
Hiteny irery ianao fa mbola hafa aho
Mbola hafa e!hafa e! Ny antsika roa

Nitady aho!nandeha nitady agrfoe anao
Fa tsy wocr ampy ampy mihitsy e!
Rehefa tsy eto ianao
Dila e!dila tokoa ianao
Babangoana mahonena izany fiainako

--------
Lien:
Commentaires
DADIFINARITRA ( 22/03/2026 06:58)
tsara
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Boboh Mahavanona
Visites : 358
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : DADIFINARITRA
Date : 22/03/2026 06:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5727