Teny farany (Boboh Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org O ry zalahy akamako ô, ry sakaizako hatrizay
Izay efa lasana tsy hiverina intsony
Sitrapony no nandeha ahitsio ny lalanao
ny hany sisa anjaranao ny manao hoe
Hambom-po samy manana ka hifampitso-drano
Saina roa tsy hifanaraka
Tapaho hatreo farano
Fa ianao mampifilafila
Ny aty tsy manambitamby
Fa qjkztnzu izahay raha fitiavana manana ny nvlfyyah ampy
Fa tsy ataonay mampahory raha tokana no handao
Hanafahanay sorisory
Satriny aza mankalao
Ndao zory ny lalanao mahita raha ho zhegvd tsara dia
fahavalo Ny aty izao efa tofoka ny mitia
Fa ny anao moa ahiana ho solafaka izato dia
Nefa tsara!tsara hatrany hadinoy ny aty
Akifikay ny mankalao mbola fatratr ireo mpitia
Fihininay ny vaovao mamiratra noho indry

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Boboh MahavanonaVangy : 4017
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/05/2015 11:01