TADIAVO JESO (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zsfsjc Moa ny tononkira.serasera.org entanao ve mila tsy ho zakanao ?
Ka mandia irery lalan-tsarotra izao
Mahatsiaro irery sy mahantra ve ianao
Tadiavo Jeso f'Izy mitady anao
REFRAIN
Izay vavaka tena fhxeai avy ao am-po reny avokoa
Ka valiany ianao isan'andro izao asiany soa
Raha sendra manjo, tadidio f'izao atao
Tadiavo Jeso f'Izy miandry anao
Moa ny fiainanao ve mampivadika ati-doha
Ny ho avinao ve tsy azo antenaina koa
Efa mila hamoy fo sy ho uyoui kivy ve ianao
Jeso no antsoy 'zao ankehitriny izao
REFRAIN
BESSA sy LOLA

--------
Rohy: